Politique

Antenimieram-pirenena Hiditra amin’ny fandaniana ny teti-bolam-panjakana amin’izay


  • Zoma 13 Novambra 2015

Lany teny amin’ny fivoriana nitambaramben’ny Antenimieram-pirenena omaly rehefa nasiana famenoana ny tolo-dalŕna mikasika ny FDL natolotry ny depiote Rémi na i Jao Jean, araka ny fangatahan’ny solombavambahoaka tonga nivory,

 

 ny volavolam-pandaharam-potoana manaraka hiatrehan’ireo depiote ny fivoriana ara-potoana faharoa mandeha eny Tsimbazaza ankehitriny. Hibahan-toerana ao anatin’ity fandaharam-potoana vaovao ity moa ny fandinihana ny volavolan-dalàna mikasika ny tetibola fanampin’ny taona 2015 na ny LFR sy ny volavolan-dalàna mikasika ny teti-bolam-panjakana taona 2016. Nialoha izany fivoriana izany aloha tamin’io omaly maraina io dia mbola nandray an’ireo mpianatra ho mpitsara na « magistrat » avy eny amin’ny ENMG  ka niofana tao amin’ny Antenimieram-pirenena ny 9 ka hatramin’ny 13 novambra Atoa Rakotomamonjy Jean Max ary nankahery azy ireo amin’ny asa mankadiry ho hatrehany eto amin’ny firenena.

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

Hijery ny tohiny
FTT