Politique

Antenimieram-pierenena Hafana ny fifanatrehana amin’ny governemanta anio


  • Zoma 06 Novambra 2015

Hafana ny fifanatrehan’ny solombavambahoaka hoentin’ny filohany Rakotomamonjy Jean Max amin’ny mpikambana eo anivon’ny governemanta hotarihan’ny praiminisitra Ravelonarivo Jean eny amin’ny Lapam-panjakana eny Tsimbazaza anio.

 

 Efa mahazatra isaky ny fivoriana ara-potoana ny fiakaran’ireo mpanatanteraka mamaly ny fanontaniana hapetrak’ireo solombavambahoaka mikasika ireo raharaha manahirana eto amin’ny firenena ankehitriny. Hiavaka kosa manomboka amin’ny 9 ora maraina ny fiantsoana manokana ny praiminisitra sy ireo minisitra vitsivitsy voakasiky ny resaka fandriampahalemana nataon’ireo depioten’i Madagasikara rehetra ny hanomezan’izy ireo fanazavana feno mikasika ny raharaha depiote Mara Niarisy avy any Ankazoabe Atsimo.

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

Hijery ny tohiny
FTT