Antananarivo tsy maintsy mandroso

Tena lasa « Antananarivo tsy maintsy maloto »


  • Alarobia 20 Desambra 2023

Tena lasa Antananarivo tsy maintsy maloto ankehitriny ilay hoe

Antananarivo tsy maintsy mandroso nanaovan’ny ben’ny tanàna, Naina Andriantsitohaina, propagandy tamin’ny 4 taona lasa. Misy amin’ireo mponin’Antananarivo sasany aza moa no velom-panontaniana mihitsy hoe “efa nametram-pialana angaha ny ben’ny tanàna?”. Tsy misy tokontaniny ny fakana ireo fako fa dia tena misavovona ireo dababe mandalo an’iny Anosibe sy Namontana iny. Toy izany koa ny eny Andrainarivo eny hatrany Amboditsiry. Na aiza na aiza aleha dia miha mantsina be amin’ny fako misavovona be. Ny toerana sasany aza moa mifangaro fofona toeram-pivoahana iombonana na WC tsy voafehy.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

  • TSIAHIN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

TOLONA- TANORA GEN Z

  • Politika ampiharina
  • Zoma 02 Oktobra 2026

eny anivon'ny Minisitera

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

Hijery ny tohiny
FTT