Antananarivo Renivohitra

Tena nalaina nifidy ny olona


  • Zoma 17 Novambra 2023

Tsy rototra firy tamin’ny fifidianana ny ankamaroan’ny vahoakan’Antananarivo ho an’ny omaly.

Saika nangingina avokoa tamin’ny ankampobeny ireo biraom-pifidianana. Hita taratra ny tsy fahavitrian’ny olona noho ny antony maro izay iaraha-mahalala. Tsy Antananarivo ihany fa saika nanerana ny Nosy. Asa izay ho fahagagana amin’ny mety ho taham-pandraisana anjara ofisialy amin’ny vokatra rehetra, fa raha ny sary nitranga omaly aloha dia heverina fa manodidina ny 30% amin’ny ankampobeny.
Toky R
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

  • TSIAHIN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

TOLONA- TANORA GEN Z

  • Politika ampiharina
  • Zoma 02 Oktobra 2026

eny anivon'ny Minisitera

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

Hijery ny tohiny
FTT