Andry Raobelina

«Mahamenatra sy manafintohina ny mahita ny filaharan'i Madagasikara»


  • Talata 10 Desambra 2024

Mahamenatra sy manafintohina ny mahita ny filaharan'i Madagasikara ho firenena farak'izay

mahantra indrindra maneran-tany, hoy ny filohan’ny antoko politika Anjomara sy rivo-baovao na ARB, Andry Raobelina. Vokatry ny fitondrana ratsy tantana tato anatin'ny taona vitsy izany, hoy izy. Jamban'ny fitiavan-tena sy ny fitiavam-bola ary ny rendrarendra kanefa ny vahoaka miaritra ny fahantrana tsy roa aman-tany. Potehin'ny kolikoly sy ny tsy fisian'ny vina mazava ny fiainan’ny malagasy. Tsy fahaizana mitantana manara-penitra mandroso mankany amin'ny farany no iainana eto amin’ny firenena ankehitriny, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

  • Razafindrandriatsimaniry Marie
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Dieudonné Michel

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Ny Malagasy ihany no

  • Ben’ny tanàna Nosy Hell Ville
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

« Betsaka ny zava-bitako,»

  • FITAKIANA IREO "ILES EPARSES"
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Velona indray ny fanantenana

Hijery ny tohiny
FTT