ANDRY RAOBELINA

Efa tafaverina eto Madagasikara


  • Zoma 17 Novambra 2023

Tafaverina an-tanindrazana androany rehefa avy niatrika fandidiana maso sy fitsaboana tatsy amin'ny nosy Maorisy ,

noho ny ratra nahazo azy tamin’ny fipoahan’ny baomba mandatsa-dranomaso ny 02 oktobra 2023 teny Ambohidahy. Nambarany fa tapitra androany 16 novambra ny 30 andro nofaritan’ny mpitsabo tsy ahafahana mandray fiaramanidina. Tsara ny mampahatsiahy, fa nangataka fanemorana fifidianana tamin’ny alalan’ny taratasy napetraka tamin’ny HCC noho ny tranga nahazo azy ho toe-javatra tsy azo ivalozana na « cas de force majeure » araka ny andininy faha-47 amin’ny lalàmpanorenana i Andry Raobelina, saingy tsy nahazo rariny.
Toky R

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

  • TSIAHIN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

TOLONA- TANORA GEN Z

  • Politika ampiharina
  • Zoma 02 Oktobra 2026

eny anivon'ny Minisitera

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

Hijery ny tohiny
FTT