Ambanja

Nanambatra hery ny Kolekitifa sy Firaisankina


  • Talata 09 Aprily 2024

Lisitra tokana ny an’ny mpanohitra amin’ny fifidianana solombavambahoaka ao amin’ny Distrika Ambanja,

Faritra DIANA, raha ny vaovao avy any an-toerana. Nanambatra hery ny Kôlekitifa an’ny Malagasy sy ny Firaisankina ka nandrotsaka an’i Solaimana Mahamodo (Kôlektifa MMM) ho kandida hitarika ny lisitra ary ny mpanao gazety Lenda William (Firaisankina TIM) kosa no mpisolo toerana. Tafapetraka teo anivon’ny OVEC Ambanja omaly Alatsinainy 8 Aprily 2024 ny antotan-taratasy firotsahan-kofidian’izy ireo. “Ny fitiavana ny tanàna no ambony indrindra aminay fa tsy fitiavan-tena”, hoy izy ireo. Olona diso mahalala ny asan’ny solombavambahoaka i Solaimana Mahamodo, satria efa voafidy ho solombavambahoaka tao Ambanja ny tenany, hoy ny fanamarihana.
Toky R
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

  • TSIAHIN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

TOLONA- TANORA GEN Z

  • Politika ampiharina
  • Zoma 02 Oktobra 2026

eny anivon'ny Minisitera

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

Hijery ny tohiny
FTT