kolontsaina

Hery Puissance sy ny zanany, Herix Manomana rakitsary iarahana vaovao be


  • Talata 31 Janoary 2023

Miketriketrika sy manomana rakitsary iarahana amin’ny zanany, Herix, amin’izao fotoana izao I Hery Puissance, raha ny fampitam-baovao avy amin’i Herix.

Ity mpanakanto ity moa izay nanaraka ny diany ihany eo amin’ny tontolon’ny hira sy mozika. Tsy mifidy gadon-kira toy ny rainy ihany koa izy, izany hoe manao “variété”. Nofidiana ho natao tsy ampoizina na “surprise” moa ity vokatra ho avy ity, hoy hatrany ny fanazavana.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT