kolontsaina

Mpanakanto Stenny « Andao ho booster-na ny finoana »


  • Zoma 03 Febroary 2023

Etsy amin’ny Karibotel Analakely no fotoana iarahana amin’ny mpanakanto ara-pilazantsara no sady mpitondra fivavahana, Stenny, rahampitso sabotsy.

Hizara vaovao I Stenny, hoy izy, dia ny vaovao mahafalin’I Jesoa Kristy. Tsy ampy mihitsy ny mitondra anarana hoe Kristiana fotsiny na aiza na aiza misy antsika fa tsy maintsy « boost »-ena na atao mirongatra ny finoana mba ahatonga anao ho mahery sy tafavoaka. Ataoko ny fanamby ho anao fa raiso ny fanapahan-kevitra. Tongava fa aza manaiky sakanana na inona na inona, na iza na iza. Tia anao Jesosy, hoy hatrany ny tenany manasa ny rehetra ho avy eny an-toerana rahampitso tolakandro.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT