kolontsaina

Mahaleo, Samoela, Princio Hanolotra «Revirevy mody masoandro»


  • Alarobia 05 Jolay 2023

Revirevy mody masoandro», io no lohatenin’ny seho ho atolotr’ireo kalazan’ny vazo an-gitara sy vazo miteny eto

amin’ny tanàna ny tolokandron’ny 23 jolay izao manomboka amin’ny 2 ora sasany etsy amin’ny fiantsonam-piara na «parking» an’ny CCI Ivato. Araka izay lohateny izay dia mandra-pody masoandro mihitsy no hampirevirevy sy hitondra revirevy eny ry Mahaleo sy Samoela ary Princio. Toy ny mahazatra moa ny tarika Mahaleo dia hotronin’ireo taranany hatrany. Ankoatran’izay, amin’ny maha revirevy takariva na mody masoandro azy izay moa dia hisy afondasy sy kitonotono masikita ihany koa eny an-toerana, hoy hatrany ny fanazavana.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT