kolontsaina

Tarika Solomiral Hanao fampisehoana any Toamasina


  • Alatsinainy 25 Jolay 2022

“Eh! O ry tiako! Miandry anao aho f’aza ela e!”. Tsy zaza, tsy ankizy, tanora, lehibe efa matotra; samy tsy nisy nahafaka izany tononkira izany tao am-bavany tao avokoa tany amin’ny taona 2000 tany.

Ny tarika Solomiral izay. Ela no tsy nahenoana ny fiakan’izany tarika izany an-tsehatra. Ny zoma 29 jolay izao ary dia hanao fampisehoana any Toamasina ao ity tarika mpiangaly ny gadona Jazz ity. Eo amin’ny Gare des Manguers, hoy ry zalahy, no fotoana amin’io takariva io manomboka amin’ny 8 ora alina. “Miandry anao”, “Bako”, “Andefaso taratasy” sy ny hafa rehetra indray izany no hanakoako eny amin’ny gara eny amin’io fotoana io.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT