kolontsaina

Rado Christian Randrianarijaona “Fotoana hijerena ny hasin’ny olombelona izao”


  • Alakamisy 21 Jolay 2022

Raha tsy tafapetraka eto Madagasikara ny ideolojia hoe “hasin’ny olombelona” dia sarotra ny hilaza fa mandroso ny firenena,

hoy ny mpanao politika, Rado Christian Randrianarijaona. Ny mpitondra na mpanao politika nifandimby dia tsy nisy sarotiny tamin'izany hoe hasin'ny olombelona na vahoaka izany ary hita taratra eo amin'ny fifanalaviran'ny renivohitra sy ny faritra lavitra na ambanivohitra izany, hoy izy. Ny tena mampalahelo dia ireo vahiny maro avy any ivelany lavitra indray no tsy mikely soroka sy sarotiny amin'ny fikarakarana sy fametrahana izany hasina izany ho an'ireo olombelona any amin'ireny faritra lavitra ireny. Fotoana izao hijerentsika malagasy izany ary mila miainga amin'ny rafitra politika mifototra amin'io ideolojia io no lalana hametrahana izany, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT