- Alakamisy 04 Aogositra 2022
kolontsaina.TENY GASY Ataovy lalàna velona ny fanamelohana ho faty
«Heloka sy habibiana tsy misy fanamelohana ho faty» hoy ny «Teny Gasy» tamin’ny 10 jona 2022.
Hamaky ny tohiny«Heloka sy habibiana tsy misy fanamelohana ho faty» hoy ny «Teny Gasy» tamin’ny 10 jona 2022.
Hamaky ny tohinyHitako nandalo, fampilazana ampahibemaso fitadiavana izay ho «Conservateur» ny Rova. Rova inona, Rova aiza. Hay, ny Rovan’Antananarivo izay tadiavin’ireo ho ovana hoe «Rovan’i Madagasikara».
Hamaky ny tohinyMankalaza ny faha-50 taona nijorony ny Fikambanana Zafimanitra sy ny terak'Andoharano Fandriana amin'ity taona 2022 ity.
Hamaky ny tohinyNihaona tamin’ny ekipan’ny Minisitry ny fanovàna nomerika ary ny fanavaozana ny fitantanan-draharaha Maraokanina na « Transition Numérique et de la Réforme de l'Administration » Rtoa Ghita Mezzour,
Hamaky ny tohinyIzay Vahiny sendra mandalo eto amintsika dia mitantara mikasika an’i Madagasikara any ambadika rehetra any. Ary satria Vazaha izy dia mora mahazo vahana amin’ny haino-aman-jery any Andafy any.
Hamaky ny tohiny“Eh! O ry tiako! Miandry anao aho f’aza ela e!”. Tsy zaza, tsy ankizy, tanora, lehibe efa matotra; samy tsy nisy nahafaka izany tononkira izany tao am-bavany tao avokoa tany amin’ny taona 2000 tany.
Hamaky ny tohiny