kolontsaina

Zavamanitra sy Terak'Andoharano Hihetsika ho fampandrosoana an'i Fandriana


  • Alatsinainy 01 Aogositra 2022

Mankalaza ny faha-50 taona nijorony ny Fikambanana Zafimanitra sy ny terak'Andoharano Fandriana amin'ity taona 2022 ity.

Natomboka tamin'ny lanonana firaisankina izay notanterahina tao am PK Zero Soarano izany ny sabotsy lasa teo. Maro ireo asa izay atao ho fampandrosoana ny distrikan'ny Fandriana, toy ny fanavaozana CSB II, n'y sekoly sns... Ary ny fampitaovana ireo fotodrafitrasa ireo, misy ihany koa ny fanampiana ara-tsosialy toy ny fanaovana didimpotra faobe, fizaham-pasalamana maimaimpoana. Isan'ny distrika anisany taraiky amin'ny fampandrosoana moa i Fandriana ka dia miezaka ireo fikambanana maro samihafa any am-pielezana hitondra ny anjara biriky amin'ny fampandrosoana. Betsaka ireo mpiaramiasa amin'ny fikambanana toy ny tetikasa Zavamanitra izay efa tsy zoviana amin'ny maro ny asa izay efa nataony tany an-toerana. Notronin'ireo Ben'ny Tanana 15 mandrafitra ny distrikan'ny Fandriana moa ny hetsika, hita tao ihany koa ireo solontenan'ireo avy any Atsimo Antsinanana naneho ny firaisan-kina sy fizivana. Mbola hisy ny diabe izay atao any Fandriana amin'ny volana Aogositra ho avy izao.
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • Rovan’Ambohitratrimo,
  • Talata 28 Aprily 2026

nahitana tavoahangy nisy pétrole

  • Nanandratra avo ny gadona Tsapiky
  • Alatsinainy 20 Aprily 2026

Anisan’ny notoloran’ny

  • MPANANKATO NICO -LAH-STAR
  • Alatsinainy 20 Aprily 2026

Maty nisy nisompatra

  • Honorat Fou hehy
  • Zoma 17 Aprily 2026

Efa tsara fandraisana

  • Festival de Tsapiky
  • Alatsinainy 13 Aprily 2026

Nafaran’ny fitondram-panjakana manokana i Tirike

Hijery ny tohiny
FTT