- Talata 10 Mey 2022
kolontsaina.Wendy Cathalina Saika nivarina tanaty hantsana ny fiara nitondra azy
Niharan-doza ny mpanankato Wendy Cathalina sy ny ekipany rehefa avy nanatanteraka fampisehoana tao Moramanga Bezanozano Hôtel ny Sabotsy 07 mey lasa teo nandritra ny fifantenana ireo vehivavy tsara tarehy
Hamaky ny tohiny
