kolontsaina

Tarika Solomiral Hanao fampisehoana any Toamasina


  • Alarobia 27 Jolay 2022

“Eh! O ry tiako! Miandry anao aho f’aza ela e!”. Tsy zaza, tsy ankizy, tanora, lehibe efa matotra; samy tsy nisy nahafaka izany tononkira izany tao am-bavany tao avokoa tany amin’ny taona 2000 tany.

Ny tarika Solomiral izay. Ela no tsy nahenoana ny fiakan’izany tarika izany an-tsehatra. Ny zoma 29 jolay izao ary dia hanao fampisehoana anyToamasina ao ity tarika mpiangaly ny gadona Jazz ity. Eo amin’ny Gare des Manguiers, hoy ry zalahy, no fotoana amin’io takariva io manomboka amin’ny 8 ora alina. “Miandry anao”, “Bako”, “Andefaso taratasy” sy ny hafa rehetra indray izany no hanakoako eny amin’ny gara eny amin’io fotoana io.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • Rovan’Ambohitratrimo,
  • Talata 28 Aprily 2026

nahitana tavoahangy nisy pétrole

  • Nanandratra avo ny gadona Tsapiky
  • Alatsinainy 20 Aprily 2026

Anisan’ny notoloran’ny

  • MPANANKATO NICO -LAH-STAR
  • Alatsinainy 20 Aprily 2026

Maty nisy nisompatra

  • Honorat Fou hehy
  • Zoma 17 Aprily 2026

Efa tsara fandraisana

  • Festival de Tsapiky
  • Alatsinainy 13 Aprily 2026

Nafaran’ny fitondram-panjakana manokana i Tirike

Hijery ny tohiny
FTT