kolontsaina

Mpanakanto Marghe Namoaka ny rakikirany voalohany


  • Alakamisy 01 Septambra 2022

Namoaka ny rakikirany voalohany ilay mpanankato malagasy tompondaka tamin’ny fifaninanan-kira frantsay, The Voice 2021, Marghe.

Nampitondrainy ny lohateny hoe “Alefa” moa ity rakikira ity. “Nataontsika io! Alefa!”, hoy ity mpanakanto ity raha naneho ny hafaliany tamin’ny taon-dasa rehefa nandrombaka ny The Voice andiany faha 10. Efa afaka jerena ao amin’ny tambazotran-tserasera Youtube kosa ny rakitsary, hoy ny fampitam-baovao.
J. Mirija 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT