• Alarobia 18 Mey 2022
kolontsaina.TENY GASY Fanagasiana = fahalalana ny Tantara sy Jeografian’i Madagasikara

Isan’ny fitakiana goavana, tamin’ny «13 mey 1972», ny»Fanagasiana». Bokin’ny fandaharam-pianarana frantsay, «Histoire et Géographie», kilasy «CE2», izany hoe «Neuvième» taloha» na ihany koa T3, no eto ambany masoko.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Mey 2022
kolontsaina.Miaro Tanjona, zanak’I Olombelo Ricky Manaraka tsimoramora ny dian-drainy

Samy manana ny kantony. Samy manana ny feony. Samy manana ny mozikany. Mitovy fa tsy sahala, hoy ny filaza azy izay.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Mey 2022
kolontsaina.Fomban-tany sy ny kristianina Ny fifanajana no tena zava-dehibe

Efa miha manakaiky ny fialan-tsasatra lehibe. Tsy vitsy ireo mikasa hivoaka any amin’ny faritra mba hialana amin’ny rotorotom-piainana manavesatra isan’andro,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Mey 2022
kolontsaina.Razafinjoelina Tahina “Tsy maintsy atao ny fanagasiana”

Raha ny tantara no jerena dia tokony nitondra zavatra tsara ho an’ny firenena ireny fotoana ataoko hoe mahamay ireny, hoy ny filohan’ny antoko politika Tia Tanindrazana sady mpampianatra eny amin’ny anjerimanontolo,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Mey 2022
kolontsaina.Mpilalao sarimihetsika Andrianina Ravel Hanohana ny famokarana fitafy Malagasy

Nisafidy ny hanohana sy hisehatra amin’ny filatroana sy famokarana fitafy malagasy ny mpilalao sarimihetsika Andrianina Ravel.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Mey 2022
TENY GASY Ny tanimbarin’Ingahandriana Ramiarinjatovo, 6 t.ha

Folo taona lasa izay, nitantara Itompokolahy Jean-Pierre Domenichini, nahafantatra izany Ingahandriana Ramiarinjatovo izany.

Hamaky ny tohiny
FTT