ZAZA VARIRA TAPA-TENDA

Nentin’ireo jiolahy nitsoaka ny lohany


  • Alatsinainy 24 Jona 2024

Mafy ny mahazo ireo olona manana toe-tena varira.

Zazavavy kely varira iray, vao 10 taona monja no maty novonoin'ny jiolahy, ny Alarobia teo, tany Bevato Tsahalana, distrikan'i Vangaindrano.Notapahan'ireo tsy maraho-tody ny tendany raha ny vaovao azo ary nentin’izy ireo ny lohany. Naratra mafy noho ny fiarovana ilay zaza kosa ireo Ray aman-dReniny ka voatery naiditra hopitaly haingana. Efa nampahafantarina ny amin’ny tokony hanaterana ilay zaza any amin’ny Akany voaaro moa izy mivady ireto saingy tsy resy lahatra tamin’izany mihitsy, hoy ny vaovao.
Nangonin’i Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT