Vono olona tany Vondrozo

Ny Rafilahiny ihany no nanala ny ain’ilay lehilahy


  • Alarobia 28 Febroary 2024

Ny Alatsinainy 26 Febroary teo no fantatra fa voasambotra ilay

dahalo tompon' antoka tamin’ny famonoana ilay lehilahy 32 taona tao Seriny Vohilava kaominina ambanivohitra Manambidala Vondrozo. Raha tsiahivina kely ny tantara dia ny alin’ny Alarobia 21 Febroary no tsy hita ity tovolahy ity. Ny Alakamisy 22 Febroary maraina no hita ny vatana mangatsiakany izay fantatra fa efa feno ratra. Raha araka ny fantatra dia ny rafilahiny ihany no namono ity lehilahy iray ity. Vokatry ny hasarotam-piaro no nanosika ilay olon-dratsy hamono azy izay fantatra fa sakaizan'ny Renin-janany taloha saingy fa efa nisaraka. Efa natolotra ny fitsarana ny tovolahy ary efa naiditra am-ponja vonjimaika.
Pati
Legende : Ity ilay nahavanon-doza !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT