Vono olona mahatsiravina

Nalana ny maso sy nonon’ilay vehivavy, nanjavona ny zanany


  • Zoma 01 Aogositra 2025

Vehivavy iray no fantatra fa nisy namono tamin’ny fomba feno habibiana tany

amin’ny Fokontany Ankatsaky, kaominina ambanivohitr’ Ambahikily Distrikan'i Morombe, afak’omaly Alarobia 30Jolay. Olona sendra nandalo no nahita ny vatana mangatsiakany efa nitsirarabe sy feno ra raha araka ny vaovao azo. Efa tsy hita teo intsony ny mason’Itompokovavy, ny nonony ary ny ao anatin’ny lohany izay tombanana ho atidoha iray manontolo. Ankoatra ity tranga mampalahelo ity dia fantatra fa lasan'ireo olona tsy mataho-tody namono an’Itompokovavy ihany koa ny zanany vavikely vao herin-taona monja ary mbola tsy hita hatramin’ny omaly hariva fotoana nanoratanay ny vaovao. Efa eo am-pelatanan’ny mpitandro ny filaminana ny raharaha.
Pati
Legende : Nosarahana manta tamin’Itompokovavy koa ny sombin’ny ainy !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT