Fandriampahalemana

Vao 22 taona dia efa dahalo ikoizana Voasambotry ny zandary i Dadabany


  • Alatsinainy 02 Novambra 2020

Vao 22 taona i Tatasoa na i Dadabany dia efa dahalo nikoizana amin'ny vono olona sy fanafihana miaraka amin'ny fitaovam-piadana ary halatr'omby.

 

 

  Tena nanjakazaka tany amin'iny distrikan' Amboasary Atsimo iny, raha ny tatitry ny zandarimariam-pirenena. Ny sabotsy 31 oktobra lasa teo anefa, dia voasambotry ny fokonolona sy ny zandary nanao fisafoana i Tatasoa ka mbola tratra niaraka tamin'ny ihany koa ny basim-borona sy ody gasy izay fampiasany.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT