VANGAINDRANO

Zazalahy saika hamidy, notombanana 20 tapitrisa Ar


  • Alarobia 05 Febroary 2025

Taorin'ny fametrahan'ny mpitandro filaminana paikady dia tra-tehaka ireo olon-dratsy

nian-dahy niam-bavy nangala-jaza ary saika hivarotra ilay tsy manan-tsiny tamin’izay olona manam-bola. Nandritra ny 3 andro izy ireo no fantatra fa efa nivezivezy nitady mpividy saingy tsy nahita ka 20 tapitrisa Ariary no nanombanana ho vidin’ilay zazalahy kely vao 9 taona monja. Notanan’ny zandary tao Vangaindrano avy hatrany ireo mpangala-jaza raha natao fizaham-pahasalamana kosa ilay zazalahy. Hiakatra fitsarana amin’ity herinandro ity moa ny raharaha. Fantatra fa salama tsara ilay tovolahy kely ary efa nahita soa aman-tsara ny fianakaviany.
Nangonin’i Pati
Legende : Ity ilay zaza sy ireo olona nangalatra azy !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT