Fandriampahalemana

Vaky trano teny Andoharanofotsy 15 lahy nifanjevo tamin’ny zandary


  • Alakamisy 16 Aprily 2020

Raha ny fanazavan’ny depioten’Atsimondrano, Andry Ratsivahiny, dia ny alin’ny 14 aprily tamin’ny 10 ora sy 56 izy no nahazo antso vonjy fa misy manafika eny Morarano Andoharanofotsy.

 

 

 

 

Tamin’ny 10 ora sy 59 minitra izy no nahazo ny CB Andoharanofotsy an-telefaonina ka hamonjy ny toerana ny zandary maro. Tamin’ny 11 ora sy fahefany no teny an-toerana ny zandary efa vonona, raha ny fanazavany hatrany. 15 lahy ny no nanafika teny an-toerana, raha ny fampitam-baovao, saingy vaky nandositra ary tsy nahatondra afa-tsy vata fahitalavitra sy solosaina rehefa nifanjevo tamin’ireo zandary. Tsy nisy ny aina nafoy, raha ny fampitam-baovao hatrany.

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT