Fandriampahalemana

Vaky trano tany Sambava Tratra ireo jiolahy efa-dahy tena nikoizana


  • Zoma 05 Martsa 2021

Mirongatra ny vaky trano ao an-tampon-tananan’i Sambava, lehilahy miisa 04 no voasambotry ny Polisy tany an-toerana vokatr’izany.

 Noho ny fiaraha-miasa nisy teo amin'ny Fokontany sy ny Polisy no nahatratrarana ny 03 tamin’izy ireo izay tratra namaky trano am-bodiomby mihitsy . Rehefa nohadiadiana izy ireo dia nanondro ny namany iray. Marihana fa ireto jiolahy ireto no tena nampikaikaika ny mponina tamin’ireo karazana vaky trano nitranga tany an-toerana. Natolotra ny fampanoavana tamin’ny 03 martsa lasa teo izy 4 dahy ary efa naiditra am-ponja vonjimaika.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT