VAKY TRANO SY SINTO-MAHERY

Tovolahy roa no voasambotra tao Soavina


  • Zoma 05 Aprily 2024

Ho fametrahana hatrany ny fandriam-pahalemana manerana ny tanàn-dehibe na ambanivohitra ,

dia tsy mitsahatra manatsara ny fomba fiasany amin'ny fisorohana izay mety ho fandikan-dalàna ao amin'ny fari-piadiadiana misy azy ny Polisy. Tokony ho tamin'ny 07ora 30 hariva no nisy trangana sinto-mahery tao Bevalala ny 01 Aprily Alatsinain’ny Paska teo ka tamin'izany no nahatratrarana lehilahy iray. Tokony ho tamin’ny 01 ora maraina indray 01 maraina indray dia zazalahy iray tsy ampy taona ihany koa no tratran'ny Polisy saika hamaky trano. Vao 16 taona monja ity jiolahy tratra ity. Samy nentina namonjy ny biraon'ny Polisy avokoa ireo mpandika lalana roa ireo ka samy efa nahazo ny sazy sahaza azy avy hoy ny vaovao.
Pati
Legende : Ireto izy roalahy kely tratra !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT