Vahiny novonoina sy nodorana teny Ambohibao

Vehivavy mpivaro-tena no tena atidoha


  • Talata 29 Oktobra 2024

Ela ny ela fa tratra ihany ireo atidoha nikotrika ilay vono olona mahatsiravina nitranga tao amin’ny Fokontany

Morondava, Kaominina Ambohibao Antehiroka, distrikan’Ambohidratrimo ny 15 Jolay lasa teo. Lehilahy tera-tany vahiny iray io lasibatra io, izay novonoina no sady nodorana tao an-tokantranony. Vehivavy mpivarotena teny amin’ny 67 ha no ati-doha nikotrika io vono olona io raha araka ny vaovao azo. Lehilahy miisa 3 hafa no niaraka taminy nanatontosa izany rehefa nohadihadiana izy ka ny iray mpamily fiara karetsaka izay sakaizany ihany. Mampitovy azy 4 mianadahy ireo hoy ny vaovao ny fandraisany zava-mahadomelina roro. Efa nalefa eny amin’ny fonjaben’i Tsiafahy izy ireo taorian’ny niakarany teo anivon’ny Fampanoavana.
Pati
Legende : Ireto izy 4 mianadahy tompon’antoka !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT