Fandriampahalemana

Tsy filaminana eto Antananarivo Olona 5 isan’andro no voaendaka eny Ambondrona


  • Alatsinainy 12 Jona 2023

Olona miisa 5 isan’andro raha kely no voendaka eny amin’iny faritra Ambodovoina miazo an’i Manjakaray iny isan’andro.

Ankoatra ireo mpianatra tratra hariva hamonjy fodiana dia lasibatra ihany koa ny mpiasa…Vao tamin’ny faran’ny herinandro teo izao dia olona handeha hamonjy fodiana manakaiky ny toby fiantsonan’ny taxibe no saika lasibatr’ireo mpangalatra indray. Roalahy ireto farany no niaraka ka mbola tsy ampy taona ilay iray izay vao 16 taona monja.Tsikaritr’izy ireo nitondra entana maro ilay olona handeha hody ka narahany moramora. Natsofiny teo afovoany nandritra izany ka norahonany ary nalainy ny finday teny aminy. Noraisim-potsiny anefa izy ireo satria efa narahan’ireo Polisy maso niasa teny amin’ny manodidina. Tafaverina ilay finday noho izany raha tsy nisy ihany koa ny entana lasa.
Nangonin’i Pati
Legende : Roalahy tratra nanendaka teny Ambondrona
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT