Tsy fandriampahalemana

Nidoboka eny Tsiafahy ireo roalahy namono mpitondra Taxi-moto


  • Alatsinainy 11 Martsa 2024

𝘔𝘱𝘪𝘵𝘰𝘯𝘥𝘳𝘢 𝘵𝘢𝘹𝘪-𝘮𝘰𝘵𝘰 𝘮𝘱𝘢𝘯𝘢𝘰 𝘻𝘰𝘵𝘳𝘢 𝘦𝘯𝘺 𝑨nosizato 𝘯𝘰 𝘵𝘳𝘢𝘵𝘳𝘺 𝘯𝘺 𝘷𝘦𝘭𝘢𝘮-𝘱𝘢𝘯𝘥𝘳𝘪𝘬'𝘪𝘳𝘦𝘰

𝘵𝘴𝘺 𝘮𝘢𝘵𝘢𝘩𝘰𝘵𝘰𝘥𝘺 𝘬𝘢 𝘯𝘢𝘮𝘰𝘺 𝘯𝘺 𝘢𝘪𝘯𝘺. 𝘕𝘺 𝘢𝘭𝘢𝘩𝘢𝘥𝘺 heriny 𝘮𝘢𝘳𝘢𝘪𝘯𝘢 raha tsiahivina 𝘥𝘪𝘢 𝘯𝘢𝘩𝘢𝘻𝘰 "𝘤𝘰𝘯𝘵𝘳𝘢𝘵" 𝘩𝘢𝘯𝘢𝘵𝘪𝘵𝘳𝘢 𝘰𝘭𝘰𝘯𝘢 𝘵𝘢𝘯𝘺 𝑴ahitsy 𝘪𝘻𝘺. 𝘛𝘴𝘺 𝘵𝘢𝘧𝘢𝘷𝘦𝘳𝘪𝘯𝘢 𝘢𝘯𝘦𝘧𝘢 𝘪𝘻𝘺 no𝘯𝘺 𝘩𝘢𝘳𝘪𝘷𝘢 𝘢𝘳𝘺 𝘯𝘺 𝘧𝘪𝘯𝘥𝘢𝘺 𝘮𝘢𝘯𝘦𝘯𝘰 saingy 𝘵𝘴𝘺 𝘮𝘪𝘴𝘺 𝘮𝘢𝘯𝘥𝘳𝘢𝘺. 𝘛𝘰𝘯𝘨𝘢 tao 𝘢𝘮𝘪𝘯'𝘯𝘺 𝐛𝐢𝐫𝐚𝐨 borigadin’ 𝐈𝐭𝐚𝐨𝐬𝐲 𝘯𝘺 𝘮𝘱𝘢𝘮𝘱𝘪𝘢𝘴𝘢 𝘢𝘻𝘺 𝘴𝘺 𝘯𝘺 𝘧𝘪𝘢𝘯𝘢𝘬𝘢𝘷𝘪𝘢𝘯𝘢 noho izany 𝘯𝘢𝘯𝘢𝘰 𝘯𝘺 𝘧𝘢𝘯𝘢𝘮𝘣𝘢𝘳𝘢𝘯𝘢 ny Alatsinainy hariva teo. 𝘕𝘢𝘯𝘰𝘮𝘣𝘰𝘬𝘢 𝘵𝘦𝘰 𝘥𝘪𝘢 𝘯𝘢𝘵𝘢𝘰 𝘯𝘺 𝘧𝘪𝘬𝘢𝘳𝘰𝘩𝘢𝘯𝘢 𝘬𝘢 𝘢𝘳𝘢𝘬𝘢 𝘵𝘢𝘮𝘪𝘯'𝘯𝘺 𝘢𝘭𝘢𝘭𝘢𝘯'𝘯𝘺 𝑮𝑷𝑺 𝘪𝘭𝘢𝘺 𝘮𝘰𝘵𝘰 . 𝘛𝘳𝘢𝘵𝘳𝘢 𝘵𝘢𝘰 𝘢𝘮𝘪𝘯'𝘯𝘺 𝘱𝘢𝘳𝘬𝘪𝘯𝘨 𝘪𝘳𝘢𝘺 𝘵𝘦𝘯𝘺 𝑺𝒐𝒂𝒗𝒊𝒎𝒂𝒔𝒐𝒂𝒏𝒅𝒓𝒐 𝘵𝘰𝘬𝘰𝘯𝘺 𝘩𝘰 𝘵𝘢𝘮𝘪𝘯'𝘯𝘺 10𝘰𝘳𝘢 𝘢𝘭𝘪𝘯𝘢 ilay kodiaran-droa tamin’io Alatsinainy io ihany. 𝘕𝘢𝘱𝘦𝘵𝘳𝘢𝘬𝘢 𝘯𝘺 𝘷𝘦𝘭𝘢𝘮-𝘱𝘢𝘯𝘥𝘳𝘪𝘬𝘢 𝘬𝘢 𝘷𝘰𝘢𝘴𝘢𝘮𝘣𝘰𝘵𝘳𝘢 ny Talata maraina ireo olona roalahy 𝘯𝘢𝘮𝘦𝘵𝘳𝘢𝘬𝘢 𝘢𝘻𝘺 𝘵𝘢𝘰 𝘢𝘮𝘪𝘯'𝘪𝘰 𝘵𝘰𝘦𝘳𝘢𝘯𝘢 𝘪𝘰. Maty kosa ilay mpitondra moto hoy ny vaovao izay mbola ketrik’izy roalahy ihany. Efa nalefa any Tsiafahy moa izy roalahy ireto izay tratra niaraka tamin’ny big boss raha efa tafaverina amin’ny tompony kosa ilay moto.
Pati
Legende : Tsy namelan’izy roalahy raha tsy afaka tahaka izao ny ain’ilay mpitondra moto !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • MPILOKA AN-DALAMBE ENY
  • Zoma 24 Aprily 2026

ANALAKELY Nosamborin'ny

  • Saika hanafika mpanao
  • Zoma 24 Aprily 2026

"versement" Jiolahy 3 rotiky ny balan'ny

  • ANOSIMASINA ITAOSY
  • Alakamisy 23 Aprily 2026

Tovolahy iray matin'ny kodiaran-droa

  • Halatr'omby tsongonofotra
  • Alarobia 22 Aprily 2026

Nampangain'ny alikany ireo jiolahy

  • TRANGA HAFAHAFA
  • Alarobia 22 Aprily 2026

Nisy naka ny nofony tamin'ny fen'ilay omby velona

  • Mpamongady voatafika
  • Alatsinainy 20 Aprily 2026

tao Ambatolampy Tovolahy roa voatifitra,

Hijery ny tohiny
FTT