TSINDRON’ANTSY NAHAFATESANA OLONA

Karohina fatratra I Mamifetra Joseph, mponin’Anosibe


  • Alarobia 17 Aprily 2024

Namoahan’ny mpitandro ny filaminana didy fampisamborana Rakotoarisoa Mamifetra Joseph,

tovolahy iray mponina eny Ambohibarikely Anosibe. Raha araka ny fantatra dia anisan’ny hikarohana sy hitadiavana azy mafy ny fanindromana olona tamin’ny antsy, fihetsika niniana natao ka nitarika ny fahafatesan’ity farany. Tao amin’ny Lot III S 101 IA Ambohibarikely Anosibe no toerana nahitana ity tovolahy ity farany, raha ny vaovao azo omaly hariva ihany. Mampitandrina ireo izay rehetra minia manafina na mampiantrano ity tovolahy ity araka izany ny mpitandro ny filaminana. Azo heverina ho mpiray tsikombakomba avy hatrany mantsy izy ireny noho izy mitahiry mpamono olona. Toraka izany koa ireo mitahiry mpangalatra…
Pati
Legende : Ity Rakotoarisoa Mamifetra Joseph !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT