TSARAHASINA AMBOSITRA

Lehilahy iray handeha haka fanafody hita faty


  • Alarobia 24 Jolay 2024

Lehilahy iray nambaran’ny havany fa handeha haka fanafody tany amin’ny toeram-pitsaboana

raha niala tao an-tokantranony no hita faty tao Andranovory, ao amin’ny Fokontany Tsarahasina distrikan’Ambositra II omaly Talata 23 Jolay.Nahitana ratra ny lohan'ity lehilahy ity izay vokatry ny fianjerany mafy raha ny fanazavan'ny manodidina izay nifanena taminy teny an-dalana. Ny rahalahiny kosa nilaza fa tsy salama Itompokolahy, manana aretina sempotra sy voan'ny BK ka manaraka fitsaboana eny amin'ny hôpitaly. Efa nangatsiaka tanteraka moa Itompokolahy no nisy nahita ka tsy azo nialana nenina intsony.
Pati
Legende : Tombanana ho nianjera teto amin’ity havoana ity io namoy ny ainy io !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT