Tranga feno misitery

Vatan’olona tapa-doha hita teny Ambohitrimanjaka


  • Alakamisy 15 Febroary 2024

Nahitana vatan'olona efa tsy misy lohany intsony tao anaty rano

teny Ambohitrimanjaka omaly, raha ny fampitam-baovao voaray. Tsy fantatra mazava ny zava-nitranga. Andrasana ny fanazavana avy amin'ny fikarohana ataon'ny mpitandro filaminana. Hatramin’ny ora nanoratanay dia mbola karohina ny lohan’ity razana ity. Am-bolana maro izao no efa nirongatra ity vono olona amin’ny alalan’ny fanapahan-doha ity na fanalana rantsana hafa hatramin’ny voamaso. Inona no antony? Sorona tokoa sa lonilony mirongatra? Misitery hatreto!
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT