Tovovavy kely 5 taona novonoina

Novonoina, nafatratra tao anaty gony,…


  • Talata 19 Novambra 2024

Zazavavikely vao 5 taona monja antsoina hoe Miley, no tsy hita popoka nanomboka ny alahady 17 novambra tolakandro.

Nonina tao amin'ny Fokontany Tanambao, Fianarantsoa I izy io, izay nanaovana ombay mitady sy nifampitadiavana. Natao ny fomba rehetra, saingy ny vatana mangatsiakany efa tsy misy aina intsony sisa hitan’ny fianankaviana teny akaikin'ny Lycée Raherivelo Ramamonjy ao Fianarantsoa. Novonoina tamin’ny fomba feno habibiana, nataon'ny tsy mataho-tody tao gony. Voalaza moa fa niharan’ny habibiana, tratry ny fanolanana ity zaza tsy manan-tsiny. Mankahery ny Ray aman-dReniny sy ny fianakaviany manontolo. Manentana hatrany ny Ray aman-dReny ho mailo satria efa tena tsy kely làlana ny ratsy.
Nangonin’i Toky R

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT