Tovovavy 22 taona

Nanindrona antsy ny olon-tiany 18 taona


  • Zoma 23 Mey 2025

Tovovavy iray vao 22 taona no nanindrona tamin'ny antsy ny olon-tiany,

raha ny fampitam-baovao voaray omaly. Nifamaly teny Ambatomaro izy roa ny alin’ny alarobia 21 may 2025 lasa teo. Rehefa niakatra ny marimpana dia noleran-dramatoakely tamin'ny antsy maranitra ny helika havanan'ilay tovolahy sipany vao 18 taona. Notsaboina haingana any amin'ny hopitaly ity tovolahy ity. Notazonina atao famotorana kosa ilay tovovavy nahery fihetsika tamin’ny, raha ny fampitàm-baovao hatrany.
Nangonin’i J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT