TOVOLAHY NITSINDRONA « DROGUE »

Notsindrominy koa ilay sakaizany avy eo naolany


  • Alarobia 16 Oktobra 2024

Tovolahy iray 25 taona no saron'ny FIP ao Toamasina tao anaty hotely lehibe any an-toerana omaly

Talata 15 Oktobra vao maraimbe. Nitsindrona drogue izy io no sady nanindrona ilay ankizivavy kely vao 17 taona niaraka taminy ihany koa. Nanamparany ny filan-dratsiny ilay tovovavy kely avy eo. Tamin'ny fotoana nahatrarany FIP azy dia mbola tsy mahatsiaro tena ilay tovovavy ka nentina tany amin’ny hopitaly. Tany masina Toamasina ka tsy azo hanaovan-dratsy, hoy ny kaomandin’ny FIP ao Toamasina ny Kaomisera Jules Rafaliarivo. Miantso ny rehetra mba hifanome tanana aminy hamongotra tanteraka ny roro , ny cocaïne , ny héroïne , izay tena mamotika tanora maro eto amintsika ity Kaomisera ity araka izany.
Pati
Legende : Ity ilay tovolahy sy ireo fitaovana nitsindromany !

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT