Tovolahy nifampitadiavana

Hita faty omaly i Steeve


  • Alakamisy 14 Martsa 2024

Hita faty omaly ny tovolahy iray, 31 taona, avy eny Merimandroso Itaosy,

antsoina hoe Steeve. Hatramin’ny alatsinainy teo moa no efa nikarohana azy io. Voalaza fa hividy "pile chargeable" na pilina famatsy amin’ny herinaratra teny Analakely ho ataony ao am-piangonana no nialany tao an-trano tamin'io andro io ka izao ny fatiny izao sisa no hita omaly. Raha ny angom-baovao voaray hatrany dia misy fotoana mifanintona izy ary tsy mahatsiaro tena eo amin'ny 15 minitra eo. Andrasana na izany aza ny mety ho tohin’ity raharaha ity.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT