TOLAGNARO

Roalahy nanomana fanafihana lavon’ny polisy


  • Alarobia 17 Jolay 2024

Jiolahy roalahy nanomana fanafihana tao Taolagnaro no indray lavon'ny balan’ny Polisy tao Taolagnaro

afak’omaly Alatsinainy 15 jolay hariva. Naharay angom-baovao ny Polisy ao an-toerana fa misy jiolahy mirongo basy miisa 04 mihaodihaody manodidina ny tsenan'i Tanambao sy Ankorondava. Nanao be midina tamin'ireo toerana voalaza ireo ny polisy noho izany. Nisy ny fifandonana nandritra izany ka lavo ny roa tamin'ireo jiolahy raha mbola karohina kosa ny roa ambiny.Basy miisa 02, bala miisa 04, antsy isan-karazany ary ody gasy no hita teny amin'ireto olon-dratsy ireto.
Pati
Legende : Nihampatrampatra tahaka izao ireo jiolahy maty voatifitry ny polisy !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT