Fandriampahalemana

TOETR’ANDRO Mbola hitohy hangatsiaka anio


  • Alatsinainy 19 Aogositra 2024

Mbola hangatsiaka ny toetr’andro eto an-drenivohitra sy ny manodidina anio alatsinainy 19 aogositra.

Noho ny fisian’ilay Varatraza izay nanomboka ny faran’ny herinandro teo ary mbola mamaritra ny toetr’andro eto amintsika no anton’izany, raha araka ny fanazavana azo teo anivon’ny Sampana mpamantatra ny toetr’andro etsy Ampandrianomby. Na izany aza anefa dia fantatra fa tsy nahavanona kosa ilay tangoron-drahona saika nivadika ho andro ratsy tao amin’ny ranomasimbe Indiana. Nihena mantsy ny herin’izany nanomboka afak’omaly sabotsy. Mety mbola hahakasika kely an’i Madagasikara ihany anefa ny takaitra navelany amin’ity andro anio ity.

Légende : Mbola misy akony kely eto Madagasikara ihany ilay tangoron-drahona niforona tany an-dranomasimbe indianina
Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT