Toamasina

Vehivavy tompona grosista maty voatifitra


  • Alarobia 30 Oktobra 2024

Mampikolay ny tsy fandriampahalemana ao Toamasina ! Renim-pianakaviana iray 53 taona

fantatry ny ao Bazar Kely amin’ny anarana fiantsoana hoe : Maman’i Finaritra no maty notifirin’ny jiolahy omaly harivariva. Monina ao Tanambao I izy, manana toeram-pivarotana lehibe na « grossiste » mivarotra kojakoja plastika ao Bazar Kely. 100 m eo ho eo miala ny trano ipetrahany izy no maty voatifitra. Jiolahy 2 lahy mandeha moto no voalaza fa nanafika, raha ny fanamarihana sy fampitam-baovao any an-toerana.
Toky R

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT