Toamasina

Jiolahy 3 saron’ny FIP


  • Alarobia 15 Novambra 2023

Nifanojo tamin'ny Polisin 'ny FIP Toamasina teny Mangarano ny olona miisa telo omaly 14 Novambra

tokony ho tamin'ny 3 ora maraina ka voasambotra noho resaka fikambana-jiolahy. Manamafy ny asa fanaony andavanandro moa ireo Polisy miasa any an - toerana. Misy noho izany ny fisafoana tanterahina na andro na alina. Vokany, tamin 'io ora sy daty voalaza etsy ambonyno nahatrarana azy telolahy ireo. Niezaka ny nandositra moa izy ireo saingy voasambotra ihany taorian 'ny fifanenjehana.Mbola hita teny amin 'izy ireo ny fitaovana fampiasa rehefa manatanteraka ny asa ratsy toy ny bar a pince, lampe de poche ary antsy maranitra. 27 sy 36 ary 53 ny sala-taonan ' izy ireo. Natolotra ny kaomisaria CSP2 Mangarano omaly ihany izy ireo raha hiakatra fampanoavana rahampitso Alakamisy 16 Novambra kosa. Pati
Legende : Ireto izy roalahy sy ireo fitaovana nampiasainy !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT