Fandriampahalemana

Tafika sy fiarovam-pirenena Nomena toromarika ireo Kaomandin’ny Faritra


  • Zoma 05 Martsa 2021

Nihaona tamin’ireo Kaomandin’ny Faritry ny Fiarovana sy ny Fandriampahalemana na ny

 

 

 « Zone de Défense et de Sécurité » izay rafitra vaovao manolo ireo faritany miaramila teo aloha ny Minisitry ny Fiarovam-pirenena, omaly 04 martsa tao Ampahibe. Nanazava ny andraikitr’izy ireo ary nanome toromarika amin’ny fanatanterahana izany no votoatin’ny fihaonana. Araka izany, izy ireo no tompon’andraikitra voalohany eo amin’ny lafiny fandriampahalemana ao amin’ny Faritra iadidiany. Natao izao fanovana izao mba hanatratrarana ny velirano voalohan’ny fitondram-panjakana dia ny hamerenana ny filaminana sy ny fandriampahalemana manerana ny Nosy, hoy ny fampitam-baovaon’ny Minisiteran’ny Fiarovam-pirenena.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT