Fandriampahalemana

Tafika an-dranomasina Miaramila 11 niofana tany ivelany


  • Talata 13 Oktobra 2020

Nisy ny fiofananana izay nandraisan'ny Tafika an-dRanomasina Malagasy anjara teny anivon'ny sekolin'ny tatsambo miaramila manana ny maha izy azy any ivelany.

 

 

 Hampiakarana ny fahaizan'izy ireo amin'ny fiatrehana ny ambana maro misy amin'ny vanim-potoana iainanana ankehitriny ary indrindra ny amin'ny fiambenana ny fari-dranomasina Malagasy tanjona tamin'izany, hoy ny eo anivon’ny Fiarovam-pirenena. Manamboninahitra 11 mianadahy izy ireo no nandranto izany fiofanana izany ary efa nigadona eto an-tanindrazana ka nizara izany tamin'ireo tompon'andraikitra eto an-toerana.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT