Fandriampahalemana

Soarano Tratran’ilay voaendaka ilay mpanendaka


  • Alatsinainy 12 Oktobra 2020

Lehilahy iray 28 taona no voasambotry ny Polisy miasa ao amin’ny kaomisaria Analakely ny 10 oktobra teo tokony ho tamin’ny 12 ora atoandro. teo

 

 

Nanendaka ity lehilahy ity raha araka ny fantatra ka olona nitondra moto nandalo teny Soarano no lasibatra tamin’izany. Rojo volamena teny ambozonan’ilay olona no lasany tamin’izany. Tsy nanaiky anefa ilay olona voaendaka ka tonga dia nanenjika azy avy hatrany ary tratrany teo ambadiky ny firaisana volohany ity mpanendaka ity. Tonga ara-potoana  ireo polisy niasa teny amin’ny manodidina teny ka afaka niaro ny ain’ity mpanendaka ity tsy haratra mafy noho ny daroka nahazo azy ary nitondra azy namonjy ny birao avy hatrany. Efa eo am-pelatanan’ny Polisy ny raharaha.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT