Santa, 16 taona

Tsy hita hatramin’ny 15 jona teo


  • Alatsinainy 30 Jona 2025

Santa, 16 taona, niala tao an-tranony ny 15 jona 2025, tokony tamin'ny 5ora sasany hariva,

tsy mbola niverina, tsy hita hatramin'izao, hoy ny fampitàm-baovao voaray ny sabotsy teo. Angatahana fanampiana amintsika izay mahalalasy mahita azy, hoy ny antson’ireo ray aman-dreniny, hampandre ny mpitandro fifaminana na ny manampahefana akaiky azy. Azo atao koa ny miantso ny laharana 034 17 864 48 na 038 26 069 55. Modia Santa fa tsy misy hibedy anao, hoy hatrany ny antson’ny ray aman-drenin’ity zazavavy ity. 15 andro katroka anio, araka izany, no tsy hita i Santa, raha sanatria ka mbola tsy hita ihany izy.
Nangonin’i J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT