SABOTSY NAMEHANA

Lehilahy tratra nanendaka vehivavy bevohoka


  • Zoma 09 Febroary 2024

Sendra nifanehitra tamin'ny Zandary mpanao fisafoana ny tanàna

amin'ny atoandro no nandalo ity lehilahy iray ity nanendaka vehivavy bevohoka teo Beravina, sampanan-dalana ho any Antsampandrano, Antananarivo Avaradrano omaly Alakamisy 08 febroary. Efa lasany tamin’izany ny vola raha efa natosiny nianjera ihany koa ilay vehivavy ka nihakarapoka mafy no nandalo tampoka ny zandary . Tsy afa-nandositra intsony ralehilahy noho izany fa noraisim-potsiny. Hatao famotorana ary hatolotra rahampitso ny anaolahy.
Pati
Legende : Sady midina ifotony tahaka izao ihany ireo zandary ao Sabotsy Namehana no maka vaovao eny anivon’ny fiaraha-monina eny !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT