Rado Ratobisaona, mpahay toekarena

Nodimandry irery tao an-tranony omaly


  • Alarobia 03 Jolay 2024

Nodimandry omaly takariva i Dr.Ratobisaona Rado, mpahay toe-karena sady mpikambana eo anivon’ny CREM

cercle de Réflexion des Economistes de Madagascar). Maty irery tao an-tranony izy raha ny filazan’ny fianakaviany. Nahitana ratra ny lohany saingy tsy fantatra ny antony ny faharatrana, hoy ny tatitry vonjimaikan’ny fampahalalam-baovao samihafa omaly. Anisan’ireo tanora manam-pahaizana ara-toekarena naneho hevitra matetika tamin’ny haino aman-jery mikasika ny fiainana ara-toekarena teto Madagasikara ny tenany, ankoatra ny maha mpampianatra-mpikaroka azy ao amin’ny Oniversiten’Antananarivo, Sampana toekarena. Mirary fiononana feno ho an’ny fianakaviany manontolo isika eto amin’ny Tia Tanindrazana.
Toky R

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT