Nitondra basy tsy ara-dalàna, saika hanakorontana

Nosamborin’ny polisin’ny UIR avy hatrany ilay lehilahy


  • Zoma 08 Martsa 2024

Saron’ ny Polisin’ny UIR (Unité d Intervention Rapide)

miasa ao amin’ny Fitaleavam -paritry ny Filaminam - bahoaka Boeny ny lehilahy iray 34 taona ny 04 Martsa teo tamin’ny 09 ora alina tao amin’ ny Fokontany Mahavoky Atsimo rehefa nitazona basysy nahazoana alalana . Nandritra ny fisafoana notanterahin’ny mpitandro ny filaminana no nahazo loharanom - baovao izy ireo fa misy olona hafahafa fihetsika eny akaikin’ny trano fisotroana iray eny amin’ny faritra Mahavoky Atsimo.Niroso tamin’ ny fitsirihana ilay toerana ny Polisy taorian’izany. Tsikaritra nandritra izany lehilahy voalaza ka rehefa nosavaina izy dia nahitana basy Patt iray niaraka tamin’ ny “boîte chargeu” izay nisy bala miisa 06. Noentina teny amin’ny kaomisaria foibe avy hatrany ny anaolahy ka niakatra fitsarana omaly.
Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT