NIHANIKA VAVAHADIN’OLONA

Voasaringotry ny vy, noraisim-potsiny ilay tovolahy


  • Zoma 29 Desambra 2023

Aza mba manao ratsy ihany amin’ity tany fandalovana ity.

Matetika mantsy dia zavatra tsy hampoizina no mampiseho tampoka ny marina.Tovolahy kely iray manodidina ny 19 na 20 taona eo ho eo no tratra nihanika vavahadin’olona omaly teny Ampasika Itaosy teny. Natahotra mafy anefa izy nandritra izany ka saika hitsoaka kinanjo voasaringotry ny vy ny akanjony ka noraisim-potsiny. Ireo zandary manao fisafoana toy ny mahazatra no nahatratra ilay ranamana ity ka nentina avy hatrany nanaovana fanadihadiana izy. Tsiahivina moa fa tena mirongatra sy mahazo vahana ny tsy fandriampahalemana eny Itaosy eny amin’izao ankatoky ny fetin’ny faran’ny taona izao. Tokony ho mailo hatrany ny rehetra manoloana izany ka tsy foanana olona ao an-tanana raha azo hatao.
Pati
Legende : Ity ilay ranamana kely !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT