Fandriampahalemana

Niditra an-keriny tao an-tokontanin’olona Tovolahy iray voasambotra tetsy Anosy


  • Talata 21 Febroary 2023

Mirongatra ny tsy fandriampahalemana eto amintsika. Tovolahy iray no saron’ny Polisy miasa ao amin'ny CSP5 nihanika tamboho ary niditra an-keriny tao an-tokontanin’olona teny Anosy ny 18 Febroary teo,

tokony ho tamin’ny 02 ora sy 50 minitra. Raha araka ny fantatra anefa dia inspekteran’ny Polisy iray no monina tao amin'ity trano lasibatra ity ka niantso avy hatrany ny Polisy miasa tao amin'ny CSP5 rehefa naheno olona niditra tao tokontaniny. Nandray andraikiny avy hatrany ny Polisy ka tra-tehaka soa amantsara ilay tovolahy. Efa tafavoakany tany ivelany moa ny biskileta iray.
Nangonin’i Pati
Legende : Ity ilay ranamana niditra tao an-tokontanin’olona tamin’ny andro atoandro !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT