Fandriampahalemana

Nanendaka mpivaro-tena tany Antsirabe ny 10 aprily teo ny tovolahy iray,


  • Talata 23 Aprily 2024

raha ny fampitam-baovao voaray. Nofitahiny ilay vehivavy ary nentiny tany ambanin'ny CEG Soamalaza,

hoy ny fanazavana. Rehefa tonga tanaty maizina nefa dia nataony amin'izay ny asa ratsiny ka nangalariny ny kara-panondrom-pirenena sy ny finday ary ny vola tany amin'ilay vehivavy. Nandositra izy avy eo. Rehefa natao ny fanadihadiana sy ny fanangonam-baovao dia hita ihany izy ka nosamborina. Natolotra ny fampanoavana kosa izy taorian'ny fanadihadiana nataon'ny Polisy, raha ny fampitam-baovao voaray omaly alatsinainy hatrany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT